RANDRINATOANDRO Samüel
Date de naissance inconnue Décédé(e) le 03/07/2011
— 2011 · Cette fiche est gérée par la famille.
·
Biographie
"Misaora an'i Jehovah ry fanahiko, ary aza misy adinoinao ny fitahiany rehetra" Sal.103
Sitrak'Andriamanitra ny niantsoany ny mpanompony tamin'ny alahady 3 jolay 2011 lasa teo, rehefa nivahiny 80 taona teto an-tany :
RANDRINATOANDRO Samüel
Mpiasan'ny BOA misotro ronono
Commandeur de l'Ordre National
Ny nofony dia hiala ao Ambohimahitsy ny Alarobia 6 jolay 2011 amin'ny 10 ora, hoentina anomezam-boninahitra an'Andriamanitra ao amin'ny FBB Ankadivato, alohan'ny hametrahana azy any am-pasan-drazany any Ankorona Ambatomanga.
Messages et condoléances (0)
Connectez-vous pour laisser un message. Se connecter
Aucun message pour le moment. Vous pouvez être la première personne à laisser un mot.